Entry | 1 mitsefotra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tsefotra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mipoaka kely: Nitsefotra ilay basy poleta fa efa nasiana tampim-peo Mamoaka tampoka rivotra voangona |
Examples |
9 [2.472] Tsy mbola hitany izany basy mitsefotra na mamoaka rano izany na oviana na oviana. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |