|
|
|
|

Teny iditra1  mitsidradraka
Fototeny  2 tsidradraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miainga ho avo, mitsangana, misandrahaka: Mitsidradraka ohatra ny inona ny volon' ny tovolahy ankehitriny [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8 mitsidradra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12