|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitsikamokamo
Fototeny  2 tsikamokamo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miseho ho malaindaina, tsy rotodrototra, mitsimozimozy, mivaroraka, miborerarera [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to do something reluctantly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 être nonchalant, paresseux [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)10  mitsikamokamo
Sokajin-teny  11  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  12 mitaredretra [Bezanozano] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17