Entry | 1 mitsikofokofoka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tsikofokofoka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mihetsiketsika: Matoria tsara fa aza mitsikofokofoka, ry Ikoto a! Mitsipatsipaka, mitrifantrifana, mihavatravatra: Nitsikofokofoka ohatra ny olona mararin-javatra ilay zaza |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |