|
|
|
|

Teny iditra1  mitsimoka
Fototeny  2 tsimoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Maniry tsimoka: Mitsimoka daholo ny hazo fa lohataona tokoa ny andro
5 Vaky vazana: Mitsimoka sahady ny tsaramaso namboleko herinandro [1.1]
6 mitsiry [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 bourgeonner, germer [1.13]
Ohatra  8  Rahefa vonto rano andro vitsivitsy ny akotry ka manomboka mitsimoka, izay vao aparitaka: [2.472]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Voambolana  12  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 mamotsiky, mitsimoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17