|
|
|
|

Teny iditra1  mitsindry
Fototeny  2 tsindry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy zavatra manindry, manapotsika: Efa mitsindry vato ve, rankizy, ny tsihy ihahazan' ny vary [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12