|
|
|
|

Teny iditra1  mitsingerina
Fototeny  2 tsingerina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miverina (enti-milaza andro na fotoana izay toa mihodina ka tonga amin' ny nialany ihany), miherina: Mitsingerina isan-taona ny fetin' ny fahaleovantena [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12