|
|
|
|

Teny iditra1  mitsipaka
Fototeny  2 tsipaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandaka, manosika amin' ny tongotra: Aza avela hitsipaka ny vilia ny zazakely
5 Manohitra, mandà: Telo no nankatò ilay tolo-kevitra fa dimy kosa nitsipaka
6 Maty, dangy terỳ: Voan' ny filesy ilay voronkely ka nitsipaka teo no ho eo
7 Mandaka avy eo aoriana, manao savoam-body: Mitandrema fa mahery mitsipaka io boriky io. [1.1]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 mapatsiky, 15 mipatsaky, 16 mipatsika, mitsipaka, 17 mpitsaika, 18 mpitsiaka, 19 tsimipaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09