Entry | 1 mitsipozipozy |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 tsipozipozy |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy vanona tsara, mandrorona: Mitsipozipozy ny varony hatramin' izay tsy nisian' ny entana avy any ampita izay intsony |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |