Entry | 1 mitsipy |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tsipy |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] (Tahaka ny manipy ihany, saingy ny famenony, zavatra miraikitra amin' ny tena ihany fa tsy mba zavatra ivelany). |
Examples |
13 [2.587#] mitsipy ny teny ka dia aty am-ponay izany. 14 [2.436#] hoatra ny mijakojaiko fa tsy mba mikidodo, ary mailaka, somary miondrikondrika, dia mitsipy amin' izay ny tanana. |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mitsipy |
Anagrams | 16 mipitsy, mitsipy, tsy mipy |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |