|
|
|
|

Teny iditra1  mitsiriritra
Fototeny  2 tsiriritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Maniry fatratra hahazo na hihinana: Aza mitsiriritra fananan' olona, hoy ny Tompo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to covet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 convoiter; désirer vivement [1.8]
Ohatra  7  Tetsy izy, faly ery nitaratra ny fotsy, teroa, nanafosafo ny halaman' ny lasoà, - tery indray, nitsiriritra ny loko sy sora-damba ... [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12 mangetaheta mitsiriritra
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17