|
|
|
|

Teny iditra1  mitsiry
Fototeny  2 tsiry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitsimoka: Vao mitsiry ny ahitra ka aza hosenareo toy izao
5 Manomboka ho be: Vao nitsiry ny hareny no nitranga ny loza [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 miritsy, 11 misitry, mitsiry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02