|
|
|
|

Teny iditra1  mitsitapitapy
Fototeny  2 tsitapitapy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Miatoato ny fisiany, mampoelana, hita misy dia tsy misy indray: Loharano mitsitapitapy [1.1]
5 miatoato ny fisehony [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 intermittent [1.13]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17