|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsoboka |
| Fototeny | 2 tsoboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mita, miroboka: Aza mitsoboka amin' io rano io fa misy aretina, hono, ao
5 Miditra: Tsy hitsoboka foana any an-tranon' olona tsy fantatro aho [1.1] |
| Ohatra |
6 nefa ampahafantarina anao mazava tsara fa, na miaramila iray aza mitsoboka ny renirano ka mitady hiampita
[2.357#]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 mitsobo-drano |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 mitsaboko, mitsoboka, 14 tsokaomby |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|