|
|
|
|

Teny iditra1 mitsorika
Fototeny  2tsorika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 (manorika no fampiasa indrindra) Mikoriana manaraka ny rindrina na ny vatolampy (rano), ny takolaka (ranomaso): Nitsorika amin' ny vatolampy ny rano
Mitsotsoroka: Mitsorika ny labozia [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Tovy hevitra  8manorika

Fivaditsoratra  9 miritsoka, 10 misokatry, 11 misokitra, 12 mitsorika, 13 tsimorika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12