|
|
|
|

Teny iditra1  mitsovaka
Fototeny  2 tsovaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Main-javatra mahamay ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo: Nitsovaka ny tongony nirarahan' ny ro mangotraka [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12