|
|
|
|

Teny iditra1  mivaivay
Fototeny  2 vaivay
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mena midorehitra; menan' ny hatezerana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to burn fiercely, to glow with heat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 être incandesscent, être chauffé au rouge [1.8]
Ohatra  7  Mbola nivaivay ny vainafo teo am-patana, na dia tsy nirehitra intsony aza ny afo [2.324]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mivaivay, 13 miviavia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09