|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivaly |
| Fototeny | 2 valy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misy valiny: Mbola tsy nivaly ihany ny taratasy nalefako tany amin' ny Minisitry ny Fampianarana
5 Misy setriny: Mahareta fa mbola hivaly ihany izao fihafianao izao indray andro any! 6 Hita ao ambadika: Manify ny taratasy ka mivaly ao ambadika ny soratra [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|