|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivantotra |
| Fototeny | 2 vantotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 mitovo, manao toetran'ny tsy manambady
[Taimoro]
[1.78] 5 tsy manambady, tokantena: mivantotra tsy mba maty rafoja (mpitovo tsy mba maty rafozana) [Tanala] [1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 6 mivantotra sahady |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|