|
|
|
|

Teny iditra1  mivarilavo
Fototeny  2 varilavo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to fall down in dejection and sorrow; literally: rice falling down [1.2]
Ohatra  5  Aza mandoto ny zanakavavinao amin'ny fampijangajanganana azy, fandrao mivarilavo amin'ny fijangajangana ny tany, ka feno heloka. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12