|
|
|
|

Teny iditra1  mivelona
Fototeny  2 velona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahazo izay mitana ny aina: Mivelona amin' ny zezika ny zavamaniry ary amin' ny sakafo ny zavamananaina
5 Mahazo tombony: Mivelona amin' ny ranomason' ny kamboty io olona tsy mifaditrovana io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to live by something; to live in a certain condition [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 gagner sa vie d'une certaine manière; vivre d'une certaine façon [1.8]
Ohatra  8  Tsy manan-jo hivelona akory aza isika, saingy leferiny fotsiny". [2.471]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 milevona, mivelona, 15 velomina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17