|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mivena |
| Fototeny | 2 vena |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mirona, miraika, mitongilana: Tohano avy etsy atsimo io latabatra io famivena
5 Matahotra, miraika: Avala ho tonga izay ho tonga fa tsy mivena amin' izany isika na dia kely aza [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 mivena |
| Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 mievina
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 12 mañevy, mivena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|