|
|
|
|

Teny iditra1  mivezimbezina
Fototeny  2 vezimbezina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mivembèna, mitsivembena; mirondròna, mirepirepy: Jereo kely ange ity olona mamo fa mivezimbezina eran' ny arabe e! [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12