|
|
|
|

Teny iditra1  mividiana
Fototeny  2 vidy
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mividy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 buy [1.26#19]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  5  Eny ary, hoy izy, mividiana lamba folo metatra. [2.606#]
6  mividiana gazety hahitan' ialahy ny lalàmpanjakana mivoaka [2.643#]
Tsipelina hafa  7 mividia
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02