|
|
|
|

Teny iditra1  mivivitra
Fototeny  2 vivitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Voaray amin' ny sisiny na amin' ny silany kely; misintontsintona; (teny) voatsongo izay roritina mba hiadiana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12