|
|
|
|

Teny iditra1  mivoady
Fototeny  2 voady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao voady: Nivoady hanao fivahiniana masina izy raha sitrana soa aman-tsara
5 Mianiana, manome toky; mikasa mafy: Nivoady tsy hisotro toaka intsony Rakoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to make a vow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 faire un voeu [1.8]
Ohatra  8  Sady nivoady tsy hihinana besisika mandra-pahafatiny koa. [2.472]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 midiova, mivoady, 15 voadimy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17