|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivokaiky |
| Fototeny | 2 vokaiky |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miketrona: Mivokaiky ny hoditra rehefa maina
5 Mionkina, miforitra: Mivokaiky ny sokina, rehefa kasihina 6 Milefitra, miforitra: Nivokaiky notsindrian' ny entana ilay Ingahibe [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11 mamokaiky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|