|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mivoky |
| Fototeny | 2 voky |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihinana araka izay tiana, miala fo: Nivoky tsara izy vao nandeha
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 10 mivoky |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 miolomay, mihazakazaka mafy
[Masikoro]
[2.606#152] |
| Fivaditsoratra | 13 mikovy, mivoky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|