|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivongady |
| Fototeny | 2 vongady |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Hita miharihary, mitokana erỳ, misongadina: Nianjera ny anao lahy ka nivongady terỳ afovoan' ny tokotany
5 Indray miaraka betsaka: Mividy zavatra mivongady [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|