|
|
|
|

Entry1  mizaha fandrin' omby
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mizaha, fandry, omby
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mitaikilo, mitily; mihainohaino na mijerijery izay ataon' ny olona aloha vao manapa-kevitra raha mba hanao koa; ilazana ny olona tsy mbola tapa-kevitra fa mandinidinika ny toe-javatra manodidina
Explanations in French  5  [1.3] Regarder comment est couché un bœuf ; sonder le terrain, les gens, leur conduite

Updated on 2024/12/07