|
|
|
|

Teny iditra1  mizahazaha
Fototeny  2 zahazaha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Ny iray kosa nampidina ny mpandeha sasany ary nizahazaha tao anaty fiara. [2.4]
5  tsy tia ka mizahazaha
tsy manina ka mijerijery
ny tongotro va hampanamy?
[2.131]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29