|
|
|
|

Entry1  mizahozaho
Part of speech  2  active verb
Root  3  izahozaho
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Manao ny tena ho zavatra; manambony tena; rehefa miteny tsy manankotenenina afa-tsy ny "izaho, izaho", fatra-pilaza tena raha miresaka
Mitompo teny fantatra
Mandidididy
Explanations in French  9  [1.3#287] Parler toujours en son nom, alors qu'il faudrait parler au nom de plusieurs, se mettre toujours en avant, s'attribuer le mérite, la prééminence, le principal rôle.
10  [1.5] Se mettre toujours en avant, s'attribuer le principal rôle, être prétentieux, faire l'important (synonymes matin-kambo, mizitizity).
Examples  11  [1.317#] Vokatr' izany, dia olona miavona, mirehareha, mizahozaho, manao tsinontsinona ny namany, izany no saika hita hatraiza hatraiza.
Proverbs  12  Proverbs containing the word mizahozaho

Anagrams  13  mihazohazo, mizahozaho

Updated on 2025/07/29