|
|
|
|

Teny iditra1  mizanaka
Fototeny  2 zanaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny vola miteraka, izany hoe mitombo tsikelikely any amin' ny olona nisambotra azy na any amin' ny banky nametrahana azy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Mpanahaka  8  mihana

Fivaditsoratra  9 manazaky, 10 mankaiza, mizanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12