|
|
|
|

Teny iditra1  mizezika
Fototeny  2 zezika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miavosa, miavovona: Mizezika eo amin' ny varavarana ny fasika
5 Mitangorona, mitangongo: Nizezika teo an-tokotany ny mpianatra ta handre ilay vaovao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 être réunis, mis ensemble, entassés en grand nombre:
7 Mizezika eo amin’ ny kianja ny vahoaka (Le peuple est réuni en grand nombre sur la place) ~
8 Mizezika eo am-pamoloana ny varinay (Notre riz est entassé sur l'aire)
[1.3#872]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17