|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 modely |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Marika: Ireto ny sary hatao modely Fakan-tahaka, fakana ohatra, fianarana: Izany lehilahy izany no tokony ho modelintsika [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a model [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 modèle [1.8] |
| Ohatra |
6 modely nasehon'ny Tompo an'i Moizy no nanaovany azy.
[2.996]
|
| Kamban-teny rehetra | 7Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|