|
|
|
|

Teny iditra1  modia nofo modia sandry
Singan-teny  2 modia, 3 nofo, 4 sandry
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 firariana ataon' ny tompon-trano amin' ny sakafo arosony ho an' ny vahiny, ka ny heviny dia hoe "enga anie ka hahasoa sy hahatsara anao iny sakafo vao naroso iny" [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12