|
|
|
|

Entry (1/2)1  mody mandry
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mody, mandry
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] tafandry lalana, izany hoe mandry eo amin' ny tanàna iray fa mbola ho any amin' ny tanàna hafa
Explanations in English  8  [1.2#454] to go to a place for the purpose of doing some business and to sleep there or somewhere near the day before
Explanations in French  9  [1.3#456] coucher une nuit en voyage

Entry (2/2)10  mody mandry
Part of speech  11  locution
Elementary words  12  mody, mandry
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
Explanations in Malagasy  16  [1.1#750] enti-milaza ny olona maty
Explanations in English  17  [1.2#454, 1.7] to die
Explanations in French  18  [1.3#456, 1.8, 1.5#217] mourir
Examples  19  [2.558] Ny mody mandry sy ny mitampody : ny mody mandry misimisy kokoa
20  [2.587] Mbola tsy tapitra tafavoaka izy rehetra dia lasa nody mandry ilay lahi-antitra
21  [2.296#29] Ahoana moa hoy Andrianampoinimerina, fony izy hody mandry ka nanao fara jery an' ilay silaky ny ainy
Other spellings  22  modimandry

Anagrams  23  modimandry, mody mandry, modymandry

Updated on 2025/08/06