|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 moka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-bibikely manidina mpitsentsitra ra ka mahatonga na mamindra aretina, toy ny tazo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a mosquito
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 moustique
[1.8] 6 moka, moky: moustique [1.13] |
| Voambolana | 7 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 kamo, 11 koma, 12 mako, moka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|