|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 molaly |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra maintimainty mikiramborambo eny amin' ny valindrihana sy ny rindrin' ny trano anaovana afo izay avy amin' ny setroka mitangorona eny mandavantaona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 soot
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 suie
[1.8] |
| Ohatra |
6 Mitsilany izy ka ny valin-drihana ikiraviravizan' ny molaly no tandrifin' ny masony.
[2.470#56]
|
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 12 misy io teny io |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 lamoly, 11 lomaly, lômaly, 12 malilo, 13 milalo, molaly |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|