|
|
|
|

Teny iditra1  mompera
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana fiantsoana ny pretra, ray am-panahy, mpitondra fivavahana amin' ny Eglizy katolika, raha miteny aminy na miteny azy: Eny, Mompera ~ Tonga teto Mompera anikeheo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a priest [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 prêtre [1.8]

Fivaditsoratra  mompera, 6 morampe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17