|
|
|
|

Teny iditra1  mondron-kery
Singan-teny  2 mondro, 3 hery
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny sisa tafajanona amin' ny hery [1.1]
Ohatra  6  Fifaliana ny nahita, eny, tsy ela akory, fa tsy lany mondronkery akory ny tena nikarakara zanaka an-trano heverina ho toy ny naloaky ny kibo. [2.356#]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02