|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mondry |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy misy rantsana intsony fa levon' ny aretina, toy ny habokana:
4 Olona mondry no ampandraisinao zavatra ka hahay ? [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 main de lépreux dont les doigts sont tombés
[1.196] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 fafani-mondry |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 16 mondry |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 regain
[Tankarana]
[1.19] |
| Teny iditra (3/3) | 19 mondry |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 bombyx
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 22 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina 23 Toe-karena: zaitra |
| Teny nalaina | 24 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 25 mindro, mondry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|