|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mongena |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 tsy miteny firy, vitsy teny
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 taciturne, bourru
[1.3] |
| Tovy hevitra | 5 jadina, jahidy, jinina, jomoka, mijadina, mijahidy, mijinijiny, mijomoka |
| Fikambanana | 6 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 7 mañengo, mongena |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|