|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  montsana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mongo, torotoro, vaky, potipotika: Nianjera tamin' ny vato ilay vilany tany vao novidina ka mon tsana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 crushed into small pieces [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 Écrasé en petits morceaux [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  15 montsamontsana

Teny iditra (2/2)16  montsana
Sokajin-teny  17  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  18 nul [1.13]
Voambolana  19  Matematika: alijebra
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  21 mañantso, 22 manontsa, montsana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17