|
|
|
|

Teny iditra1  montsina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vava feno hanina; entina milaza ireo bontsimbontsina na mandrotsirotsy amin' ny hoditra
4 Fijomoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 bouche pleine, petite enflure
6 taciturnité [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tsipelina hafa  8 montsona
Kamban-teny rehetra  9 tombo-montsina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09