|
|
|
|
Teny iditra
1
montsonina
Fototeny
2
mon
tsona
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
(vava) Fenoina hanina:
Aza montsonina tahaka izao ny vavanao
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
montsonina
, montsoniko, montsoninao, montsoniny, montsonintsika, montsoninay, montsoninareo, montsonin', montsonin-, montsonim-, montsoni-
6
Ny lasa :
nontsonina, nontsoniko, nontsoninao, nontsoniny, nontsonintsika, nontsoninay, nontsoninareo, nontsonin', nontsonin-, nontsonim-, nontsoni-
7
Ny hoavy :
hontsonina
, hontsoniko, hontsoninao, hontsoniny, hontsonintsika, hontsoninay, hontsoninareo, hontsonin', hontsonin-, hontsonim-, hontsoni-
8
Filaza mandidy :
montsony
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12