|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mony |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fibontsimbontsinana kely miseho eny amin' ny tarehy, indrindra amin' ny tarehin' ny zatovo mitombo (mony fitomboana)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 pimples
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 boutons sur la peau
[1.8] |
| Voambolana | 6 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 7 mino, mony |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|