|
|
|
|

Teny iditra1  mosalahy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 An-tsirambina, kitoatoa, sendrasendra: Aza manao mosalahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 careless; left to chance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 insouciant, négligent; qu'on fait nonchalamment [1.8]
Kamban-teny rehetra  6 manao mosalahy
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 mihasola, mosalahy, 9 somalahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17