|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mosary |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 hanoanana
[Bara]
[1.78] 4 Tsy fisian-kanina mahatarika fahafatesan' olona marobe noho ny hanoanana: Nisy mosary roa, natao hoe mavovava zokiny sy zandriny, izay nandripaka olona sesehena, tamin' ny andron' Andriamasinavalona [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 famine
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 famine, disette
[1.8] 7 faim, famine [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Ohatra |
8 Hijanona eo moa, ho fati-mosary;
[2.588#]
9 Hany ka tsy namely mafy Ioatra ny mosary. [1.436#] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 11 kere |
| Kamban-teny rehetra | 12 mangaro-mosary |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 14 Randzavola: mosary ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 15 masiro, 16 misaro, mosary, 17 somary |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|