|
|
|
|
Teny iditra
1
mosa
vi
na
Fototeny
2
mo
sa
vy
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy
4
to be bewitched
[
1.7
]
Fanazavàna teny frantsay
5
qu'on ensorcèle
[
1.8
]
Haiendriteny
6
Ny ankehitriny :
mosavina
, mosaviko, mosavinao,
mosaviny
, mosavintsika, mosavinay, mosavinareo, mosavin', mosavin-, mosavim-, mosavi-
7
Ny lasa :
nosavina, nosaviko, nosavinao, nosaviny, nosavintsika, nosavinay, nosavinareo, nosavin', nosavin-, nosavim-, nosavi-
8
Ny hoavy :
hosavina, hosaviko, hosavinao, hosaviny, hosavintsika, hosavinay, hosavinareo, hosavin', hosavin-, hosavim-, hosavi-
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12